Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 46:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Ireto no anaran’ny Israelita tonga tany Ejipta, dia i Jakôba sy ny zanaka aman-jafiny: I Reobena, lahimatoan’i Jakôba,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ireto no anaran’ny zanak’Israely izay tonga tany Ejipta, dia Jakoba sy ny zanany lahy:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Ireto no anaran’ny Israelita tonga tany Ejipta, dia i Jakôba sy ny zanaka aman-jafiny: I Reobena, lahimatoan’i Jakôba,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Izao no anaran’ny zanaka lahin’i Israely tonga tany Ejipta. I Jakôba sy ny zanany lahy:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary izao no anaran’ny zanak’Isiraely izay tonga tany Egypta, dia Jakoba sy ny zanani-lahy:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary izao no anaran'ny zanak'Isiraely izay tonga tany Egypta, dia Jakoba sy ny zananilahy :

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Ireto no anaran’ny zanak’Israely izay tonga tany Ejipta, dia Jakoba sy ny zanany lahy:

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 46:8
15 Rohy Ifampitohizana  

Dia bevohòka i Leà, ka tera-dahy ary ny anarany nataony hoe Reobena, satria hoy izy hoe: –Ny TOMPO efa nijery ny fahoriako, ary ankehitriny dia ho tia ahy ny vadiko.


fa nasainy nentina tany Ejipta avokoa ny zanany lahy sy ny zanany vavy mbamin’ny zafikeliny.


ary ireo zanany lahy, dia i Hanôka, i Palò ary i Hetsirôna sy i Karmỳ.


Ireto avy ny anaran’ireo lehilahy hanampy anareo: i Elitsora zanak’i Sedeòra no avy amin’ny fokon’i Reobena;


Ny amin’ny taranak’i Reobena, dia hoy i Mosesy hoe: «Aoka ho velona ny fokon’i Reobena fa tsy ho faty, ary aoka ho tsy tambo isaina ny olony!»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra