Genesisy 43:11 - DIEM PROTESTANTA11 Ka hoy i Jakôba tamin’ireo zanany: –Raha izany àry, dia izao no ataovy: Mitondrà an-kitaponareo zavatra tsara vokatry ny tany mba hataonareo fanomezana ho an’ilay Ejiptianina. Mitondrà zava-manitra isan-karazany: menaka manitra, làdana, tantely, voam-boatavo, ary amandy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Dia hoy Israely rainy taminy: Raha izany ary no izy dia izao no ataovy: Makà amin’ny vokatra malaza amin’ny tany ka ataovy ao anatin’ny fitondranareo entana dia ento midina hatao fanomezana ho an-dRalehilahy, dia balisama kely sy tantely kely, ditin-kazo nekota sy lota ary pistasy sy amanda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ka hoy i Jakôba tamin’ireo zanany: –Raha izany àry, dia izao no ataovy: Mitondrà an-kitaponareo zavatra tsara vokatry ny tany mba hataonareo fanomezana ho an’ilay Ejiptianina. Mitondrà zava-manitra isan-karazany: menaka manitra, làdana, tantely, voam-boatavo, ary amandy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Ka dia hoy i Israely rainy, tamin’izy ireo: «Ilaina àry izany, ka dia izao no ataovy: Angalao avokoa ny vokatra malaza amin’ny tany, ataovy ao anaty fitondran’entanareo dia ento hatao fanomezana ho an-dralehilahy: ditin-kazo manitra kely, tantely kely, astragala, ladanôma, voanjo, amandy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary hoy Isiraely rainy taminy: Raha izany ary no izy, dia izao no ataovy: analao ny vokatra malaza amin’ny tany ka ataovy ao anatin’ny fitondran-entanareo, dia ento midina haterina ho an-dralehilahy, dia balsama kely sy tantely kely, ditin-kazo nekota sy lota sy pistakia ary amygdala; Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary hoy Isiraely rainy taminy: Raha izany ary no izy, dia izao no ataovy: analao ny vokatra malaza amin'ny tany ka ataovy ao anatin'ny fitondran-entanareo, dia ento midina haterina ho an-dralehilahy, dia balsama kely sy tantely kely, ditin-kazo nekota sy lota sy pistakia ary amygdala; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Dia hoy Israely rainy taminy: Raha izany ary no izy dia izao no ataovy: Makà amin’ny vokatra malaza amin’ny tany ka ataovy ao anatin’ny fitondranareo entana dia ento midina hatao fanomezana ho an-dRalehilahy, dia balisama kely sy tantely kely, ditin-kazo nekota sy lota ary pistasy sy amanda. Jereo ny toko |
«Ndeha vorio àry ny Jiosy rehetra eto Sosany; dia manaova fifadian-kanina noho ny amiko ianareo, ka aza mihinana na misotro mandritra ny telo andro sy telo alina. Hifady hanina toy izany koa ny tenako sy ireo mpanompovaviko; avy eo dia hankao amin’ny amperôra aho, na dia tsy ara-dalàna aza izany. Koa raha tsy maintsy ho faty aho, dia ho faty!»
Koa tafidina Aho mba hanafaka azy amin’ny fahefàn’ny Ejiptianina, ka hampiakatra azy hiala amin’ny tany Ejipta mba ho any amin’ny tany tsara sy midadasika, any amin’ny tany tondra-dronono sy tantely, dia ny toerana misy ny Kanahanita sy ny Hetita, ny Amôrita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita.