Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 42:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Ary hoy i Jôsefa taminy: –Tsia, fa hizaha izay toerana mora hanafihana eto amin’ny tany no nahatongavanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Hoy i Josefa tamin’izy ireo: Tsia! Fa hizaha ny fangadihadin’ny tany no nahatongavanareo!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Ary hoy i Jôsefa taminy: –Tsia, fa hizaha izay toerana mora hanafihana eto amin’ny tany no nahatongavanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Dia hoy izy taminy: «Tsy izany fa izao ihany: Hizaha ny toerana tsy mimanda amin’ny tany no nahatongavanareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary hoy izy taminy: Tsia, fa hizaha ny fangadihadin’ny tany no nahatongavanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary hoy izy taminy: Tsia, fa hizaha ny fangadihadin'ny tany no nahatongavanareo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Hoy i Josefa tamin’izy ireo: Tsia! Fa hizaha ny fangadihadin’ny tany no nahatongavanareo!

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 42:12
4 Rohy Ifampitohizana  

Zanak’olona iray ihany izahay rehetra ireto; olo-marina fa tsy mba mpitsikilo akory izahay mpanomponao.


Namaly kosa ireo hoe: –Misy 12 mirahalahy izahay mpanomponao, zanak’olona iray ihany any amin’ny tany Kanahàna; ary indro ny faralahy aminay aza dia nijanona any amin’ny rainay, fa ny iray kosa efa tsy ao intsony.


Koa izao no fizahan-toetra hatao aminareo: Velona ny Farao, ka mianiana aho fa tsy hiala eto mihitsy ianareo raha tsy tonga eto izany zandrinareo faralahy izany.


Fantatrao tsara anefa i Abinera zanakalahin’i Nera, fa ny hamitaka anao sy hitsikilo izay alehanao ary hahalala izay ataonao rehetra no nahatongavany!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra