Genesisy 42:11 - DIEM PROTESTANTA11 Zanak’olona iray ihany izahay rehetra ireto; olo-marina fa tsy mba mpitsikilo akory izahay mpanomponao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Zanaky ny lehilahy iray ihany izahay rehetra; olo-marina izahay fa tsy mba mpitsikilo tsy akory ny mpanomponao! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Zanak’olona iray ihany izahay rehetra ireto; olo-marina fa tsy mba mpitsikilo akory izahay mpanomponao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Iray ray avokoa izahay ireto, ary olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo akory ny mpanomponao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Zanaky ny lehilahy iray ihany izahay rehetra; olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo tsy akory ny mpanomponao. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Zanaky ny lehilahy iray ihany izahay rehetra; olo-marina izahay, fa tsy mba mpisafo tsy akory ny mpanomponao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Zanaky ny lehilahy iray ihany izahay rehetra; olo-marina izahay fa tsy mba mpitsikilo tsy akory ny mpanomponao! Jereo ny toko |