Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 41:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Tamin’izay no niteny tamin’ny Farao ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotro ka nanao hoe: –Tompokolahy ô, tsaroako ankehitriny ny fahadisoako.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Dia niteny tamin’i Farao ilay lehiben’ny mpitondra kapoaka hoe: Tsaroako izao ny hadisoako.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Tamin’izay no niteny tamin’ny Farao ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotro ka nanao hoe: –Tompokolahy ô, tsaroako ankehitriny ny fahadisoako.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Izay ilay lehiben’ny mpandroso divay vao niteny ka nilaza tamin’i Faraôna nanao hoe: «Ndeha hampahatsiaro ny fahadisoako taloha aho anio.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Dia niteny tamin’i Farao ilay lehiben’ny mpitondra kapoaka ka nanao hoe: Tsaroako izao ny fahadisoako:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Dia niteny tamin'i Farao ilay lehiben'ny mpitondra kapoaka ka nanao hoe: Tsaroako izao ny fahadisoako:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Dia niteny tamin’i Farao ilay lehiben’ny mpitondra kapoaka hoe: Tsaroako izao ny hadisoako.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 41:9
4 Rohy Ifampitohizana  

Fa mba tsarovy aho rehefa hambinina ianao, anehoy hatsaram-po ka mba resaho amin’ny Farao hamoahanao ahy hiala amin’ity tranomaizina ity.


Kanjo nanadino tanteraka an’i Jôsefa ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotro.


mandra-pahatanterahan’ny zavatra nambarany; ny tenin’ny TOMPO no naneho azy ho tsy manan-tsiny!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra