Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 41:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Indray mandeha dia tezitra mafy tamin’ny lehiben’ny mpanao mofo sy tamiko mpanomponao ianao, ka nampanao anay an-tranomaizina tao amin’ny lehiben’ny mpiambina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Tezitra tamin’ny mpanompony i Farao ka nampiditra ahy tao an-tranomaizina tao anatin’ny tranon’ny lehiben’ny mpiambina, dia izaho sy ilay lehiben’ny mpanao mofo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Indray mandeha dia tezitra mafy tamin’ny lehiben’ny mpanao mofo sy tamiko mpanomponao ianao, ka nampanao anay an-tranomaizina tao amin’ny lehiben’ny mpiambina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Fony Faraôna tezitra tamin’ny mpanompony ka nandatsaka ahy an-tranomaizina, tao an-tranon’ny lehiben’ny mpiambina, izaho sy ilay lehiben’ny mpitantana mofo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Farao dia tezitra tamin’ny mpanompony ka nanao ahy tao an-trano-maizina tao anatin’ny tranon’ny mpifehy ny mpiambina, dia izaho sy ilay lehiben’ny mpanao mofo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Farao dia tezitra tamin'ny mpanompony ka nanao ahy tao an-trano-maizina tao anatin'ny tranon'ny mpifehy ny mpiambina, dia izaho sy ilay lehiben'ny mpanao mofo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Tezitra tamin’ny mpanompony i Farao ka nampiditra ahy tao an-tranomaizina tao anatin’ny tranon’ny lehiben’ny mpiambina, dia izaho sy ilay lehiben’ny mpanao mofo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 41:10
3 Rohy Ifampitohizana  

Ireo Midianita kosa nivarotra an’i Jôsefa tany Ejipta tamin’i Pôtifara, tandapan’ny Farao sady lehiben’ny mpiambina azy.


Koa nasain’i Pôtifara nosamborina i Jôsefa sy nasainy nohidîna tao am-ponja izay nisy ireo mpigadra meloka tamin’ny mpanjaka. Fa raha tao am-ponja i Jôsefa,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra