Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 41:48 - DIEM PROTESTANTA

48 Nangonin’i Jôsefa ny tahirim-bokatra rehetra tany Ejipta nandritra izany fito taona izany ka natobiny tao amin’ny renivohitry ny boriborin-tany ireo tahirim-bokatra rehetra tamin’ny saha manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

48 Dia namory ny hanina rehetra tamin’izany fito taona izany teo amin’ny tany Ejipta i Josefa ka nitahiry ireo tany amin’ny tanàna rehetra. Notahiriziny tao anatin’ny tanàna ny vokatry ny saha manodidina ny isan-tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

48 Nangonin’i Jôsefa ny tahirim-bokatra rehetra tany Ejipta nandritra izany fito taona izany ka natobiny tao amin’ny renivohitry ny boriborin-tany ireo tahirim-bokatra rehetra tamin’ny saha manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

48 Ka i Josefa namory ny vokatry ny tany rehetra tamin’izany fito taona izany tany Ejipta, nanangona fitaovana tamin’ny tanàna izy, fa isan-tanàna dia samy nampidirany ny vokatry ny tany manodidina azy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

48 Dia namory ny hanina rehetra tamin’izany fito taona izany teo amin’ny tany Egypta izy ka nitahiry izany tao amin’ny tanàna rehetra: ny vokatry ny saha manodidina ny isan-tanàna dia notehiriziny tao anatin’ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

48 Dia namory ny hanina rehetra tamin'izany fito taona izany teo amin'ny tany Egypta izy ka nitahiry izany tao amin'ny tanàna rehetra: ny vokatry ny saha manodidina ny isan-tanàna dia notehiriziny tao anatin'ny tanàna.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 41:48
4 Rohy Ifampitohizana  

Nandritra ny fito taona zina dia namokatra be dia be ny tany.


Ary nahangona vary be dia be tokoa i Jôsefa, be dia be tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina ka tsy hita isa intsony.


ary ny vahoaka kosa noteren’i Jôsefa hanao fanompoana nanomboka amin’ny sisin-tany an-kilany ka hatrany amin’ny sisin-tany an-daniny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra