Genesisy 41:48 - Baiboly Katolika48 Ka i Josefa namory ny vokatry ny tany rehetra tamin’izany fito taona izany tany Ejipta, nanangona fitaovana tamin’ny tanàna izy, fa isan-tanàna dia samy nampidirany ny vokatry ny tany manodidina azy avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201148 Dia namory ny hanina rehetra tamin’izany fito taona izany teo amin’ny tany Ejipta i Josefa ka nitahiry ireo tany amin’ny tanàna rehetra. Notahiriziny tao anatin’ny tanàna ny vokatry ny saha manodidina ny isan-tanàna. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA48 Nangonin’i Jôsefa ny tahirim-bokatra rehetra tany Ejipta nandritra izany fito taona izany ka natobiny tao amin’ny renivohitry ny boriborin-tany ireo tahirim-bokatra rehetra tamin’ny saha manodidina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara48 Nangonin’i Jôsefa ny tahirim-bokatra rehetra tany Ejipta nandritra izany fito taona izany ka natobiny tao amin’ny renivohitry ny boriborin-tany ireo tahirim-bokatra rehetra tamin’ny saha manodidina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy48 Dia namory ny hanina rehetra tamin’izany fito taona izany teo amin’ny tany Egypta izy ka nitahiry izany tao amin’ny tanàna rehetra: ny vokatry ny saha manodidina ny isan-tanàna dia notehiriziny tao anatin’ny tanàna. Jereo ny tokoMalagasy Bible48 Dia namory ny hanina rehetra tamin'izany fito taona izany teo amin'ny tany Egypta izy ka nitahiry izany tao amin'ny tanàna rehetra: ny vokatry ny saha manodidina ny isan-tanàna dia notehiriziny tao anatin'ny tanàna. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache48 Dia namory ny hanina rehetra tamin’izany fito taona izany teo amin’ny tany Ejipta i Josefa ka nitahiry ireo tany amin’ny tanàna rehetra. Notahiriziny tao anatin’ny tanàna ny vokatry ny saha manodidina ny isan-tanàna. Jereo ny toko |