Genesisy 41:41 - DIEM PROTESTANTA41 Jereo fa efa nomeko anao ny fahefana amin’i Ejipta manontolo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201141 Hoy koa i Farao tamin’i Josefa: Indro, manendry anao hanapaka amin’ny tany Ejipta rehetra aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara41 Jereo fa efa nomeko anao ny fahefana amin’i Ejipta manontolo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika41 Ary hoy i Faraôna tamin’i Josefa: «Indro atsangako hanapaka ny tany Ejipta rehetra ianao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy41 Ary hoy indray Farao tamin’i Josefa: Indro, efa nanendry anao hanapaka ny tany Egypta rehetra aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible41 Ary hoy indray Farao tamin'i Josefa: Indro, efa nanendry anao hanapaka ny tany Egypta rehetra aho. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache41 Hoy koa i Farao tamin’i Josefa: Indro, manendry anao hanapaka amin’ny tany Ejipta rehetra aho. Jereo ny toko |