Genesisy 41:4 - DIEM PROTESTANTA4 ary ireto ombivavy mahia dia nihinana iretsy matavy. Teo no taitra ny Farao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary ireo ombivavy ratsy tarehy sady mahia dia nihinana ireo ombivavy fito tsara tarehy sady matavy. Dia nahatsiaro i Farao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 ary ireto ombivavy mahia dia nihinana iretsy matavy. Teo no taitra ny Farao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Ary nohanin’ireo ombivavy ratsy tarehy sady mahia iretsy omby vavy mahafinaritra sady matavy. Dia nahatsiaro i Faraôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary ireo ombivavy ratsy tarehy sady mahia nihinana ireo ombivavy fito tsara tarehy sady matavy. Dia nahatsiaro Farao. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary ireo ombivavy ratsy tarehy sady mahia nihinana ireo ombivavy fito tsara tarehy sady matavy. Dia nahatsiaro Farao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ary ireo ombivavy ratsy tarehy sady mahia dia nihinana ireo ombivavy fito tsara tarehy sady matavy. Dia nahatsiaro i Farao. Jereo ny toko |
Rehefa nifoha i Salômôna, dia nahatsapa fa nitenenan’Andriamanitra tamin’ny nofy. Niverina tany Jerosalema izy, ary nitsangana teo anoloan’ny Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO ka nanatitra sorona dorana manontolo sy sorom-pihavanana; avy eo izy dia nanao fanasana ho an’ny tandapany rehetra.