Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 41:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Avy eo dia nisy ombivavy fito hafa ratsy tarehy sady mahia niakatra avy tao amin’ny ony, ka nitsangana teo anilan’ireo matavy teo amoron-drano;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Ary indreo, nisy ombivavy fito hafa kosa ratsy tarehy sady mahia niakatra avy tao amin’ny Neily nanaraka azy, dia nijanona teo anilan’ireo ombivavy teo amoron’ny Neily koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Avy eo dia nisy ombivavy fito hafa ratsy tarehy sady mahia niakatra avy tao amin’ny ony, ka nitsangana teo anilan’ireo matavy teo amoron-drano;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Nanaraka ireo indray dia indreto omby vavy fito hafa ratsy tarehy, mahia niakatra avy ao amin’ny ony, dia nankeo anilan’iretsy omby vavy efa teo amoron’ny ony rahateo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary indreo, nisy ombivavy fito hafa kosa ratsy tarehy sady mahia niakatra avy teo Neily nanaraka azy, ka dia nijanona teo anilan’ireo ombivavy teo amoron’i Neily.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary indreo, nisy ombivavy fito hafa kosa ratsy tarehy sady mahia niakatra avy teo Neily nanaraka azy, ka dia nijanona teo anilan'ireo ombivavy teo amoron'i Neily.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Ary indreo, nisy ombivavy fito hafa kosa ratsy tarehy sady mahia niakatra avy tao amin’ny Neily nanaraka azy, dia nijanona teo anilan’ireo ombivavy teo amoron’ny Neily koa.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 41:3
5 Rohy Ifampitohizana  

Avy eo dia nisy ombivavy fito hafa niakatra taorian’ireo ka mahia sady ratsy tarehy sy saozanina. Tsy mbola nahita biby ratsy toy izany aho nanerana ny tany Ejipta manontolo.


ary indreo nisy ombivavy fito tsara tarehy sady matavy niakatra avy tao amin’ny ony ka niraoka ahitra teo amoron-drano.


ary ireto ombivavy mahia dia nihinana iretsy matavy. Teo no taitra ny Farao.


Fatra-pifady hanina aho ka mangozohozo ny lohaliko sady mahia kaozatra ny tenako.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra