Genesisy 40:22 - DIEM PROTESTANTA22 fa ilay lehiben’ny mpanao mofo kosa dia nasainy nahantona. Dia araka izay efa nambaran’i Jôsefa tamin’izy roa lahy avy izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Fa ny lehiben’ny mpanao mofo kosa dia nahantony, araka izay nolazain’i Josefa tamin’izy roa lahy avy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 fa ilay lehiben’ny mpanao mofo kosa dia nasainy nahantona. Dia araka izay efa nambaran’i Jôsefa tamin’izy roa lahy avy izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 fa ny lehiben’ny mpitantana mofo kosa, nasainy nahantona; dia samy araka ny nivoasan’i Josefa ny nofiny taminy avy izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 fa ny lehiben’ny mpanao mofo kosa dia nahantony,–araka izay efa nolazain’i Josefa tamin’izy roa lahy avy. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 fa ny lehiben'ny mpanao mofo kosa dia nahantony, araka izay efa nolazain'i Josefa tamin'izy roa lahy avy. Jereo ny toko |
Fa fanahy tena fatratra no hita tao amin’i Daniela izay nantsoin’ny mpanjaka hoe Beltesatsara; nanana fahalalana sy fahiratan-tsaina izy ka afa-manazava ny hevitry ny nofy sady mahatakatra ny teny saro-pantarina, ary mamaha ny olana. Koa ankehitriny, aoka hampanantsoina i Daniela, fa izy no hanazava ny hevitry ny soratra.