Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 40:22 - Baiboly Katolika

22 fa ny lehiben’ny mpitantana mofo kosa, nasainy nahantona; dia samy araka ny nivoasan’i Josefa ny nofiny taminy avy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Fa ny lehiben’ny mpanao mofo kosa dia nahantony, araka izay nolazain’i Josefa tamin’izy roa lahy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

22 fa ilay lehiben’ny mpanao mofo kosa dia nasainy nahantona. Dia araka izay efa nambaran’i Jôsefa tamin’izy roa lahy avy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 fa ilay lehiben’ny mpanao mofo kosa dia nasainy nahantona. Dia araka izay efa nambaran’i Jôsefa tamin’izy roa lahy avy izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 fa ny lehiben’ny mpanao mofo kosa dia nahantony,–araka izay efa nolazain’i Josefa tamin’izy roa lahy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 fa ny lehiben'ny mpanao mofo kosa dia nahantony, araka izay efa nolazain'i Josefa tamin'izy roa lahy avy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Fa ny lehiben’ny mpanao mofo kosa dia nahantony, araka izay nolazain’i Josefa tamin’izy roa lahy avy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 40:22
11 Rohy Ifampitohizana  

Tatỳ aorian’izany dia sendra diso tamin’ny mpanjakan’i Ejipta tompony, ny mpandroso divay sy ny mpitantana mofo, ao amin’ny mpanjakan’i Ejipta.


Ka hateloana sisa dia hesorin’i Faraôna ho afaka aminao ny lohanao, ary hahantony amin’ny hazo ianao, ka hohanin’ny vorona ny nofonao eo aminao.»


Ka hoy ireo: «Nanonofy izahay, ka tsy misy mahalaza ny heviny.» Ary hoy i Josefa taminy: «Moa tsy an’Andriamanitra va ny fanambaràn-javatra? Ka mba ambarao kely amiko izany.»


Dia hoy ny navalin’i Josefa tamin’i Faraôna: «Tsy izaho fa Andriamanitra no hilaza izay valiny hiadanan’i Faraôna.»


Aoka ny mpaminany nanonofy hilaza izany nofy izany; ary izay manana ny teniko, hilaza marina ny teniko. Fa inona izay mololo raha miolotra amin’ny vary? - teny marin’i Iaveh. -


Natsangan’ny Andriamanitry ny razantsika ho velona i Jesoa, izay novonoinareo nahantona tamin’ny hazo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra