Genesisy 40:23 - DIEM PROTESTANTA23 Kanjo nanadino tanteraka an’i Jôsefa ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Kanjo tsy mba nahatsiaro an’i Josefa ilay lehiben’ny mpitondra kapoaka fa nanadino azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Kanjo nanadino tanteraka an’i Jôsefa ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotro. Jereo ny tokoBaiboly Katolika23 Kanjo tsy mba nilaza ny amin’i Josefa ilay lehiben’ny mpandroso divay fa nanadino azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Kanjo tsy mba nahatsiaro an’i Josefa ilay lehiben’ny mpitondra kapoaka, fa nanadino azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Kanjo tsy mba nahatsiaro an'i Josefa ilay lehiben'ny mpitondra kapoaka, fa nanadino azy. Jereo ny toko |