Genesisy 40:21 - DIEM PROTESTANTA21 Ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotro dia naveriny tamin’ny raharahany ka nanolotra ny tsangambava ho eo an-tanàn’ny Farao; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Ny lehiben’ny mpitondra kapoaka dia nampodiny ho amin’ny fitondrany kapoaka indray ka nanolotra ny kapoaka ho eo an-tanan’i Farao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Ilay lehiben’ny mpandroso zava-pisotro dia naveriny tamin’ny raharahany ka nanolotra ny tsangambava ho eo an-tanàn’ny Farao; Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 ny lehiben’ny mpandroso divay naveriny amin’ny raharahany indray, ka nametraka ny kôpy teo an-tanan’i Faraôna, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ary ny lehiben’ny mpitondra kapoaka dia nampodiny tamin’ny fitondrany kapoaka indray, ka dia nanolotra ny kapoaka ho eo an-tànan’i Farao izy; Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ary ny lehiben'ny mpitondra kapoaka dia nampodiny tamin'ny fitondrany kapoaka indray, ka dia nanolotra ny kapoaka ho eo an-tànan'i Farao izy; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Ny lehiben’ny mpitondra kapoaka dia nampodiny ho amin’ny fitondrany kapoaka indray ka nanolotra ny kapoaka ho eo an-tanan’i Farao. Jereo ny toko |