Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 30:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Dia hoy ny filàzan’i Leà hoe: –Efa novalian’Andriamanitra soa aho satria efa nomeko hovadîn’ny vadiko ny ankizivaviko. Koa nataony hoe Jisakara ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Dia hoy i Lea: Efa nomen’Andriamanitra ny karamako, satria nomeko hovadin’ny vadiko ny mpanompovaviko. Dia nataony hoe Isakara ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Dia hoy ny filàzan’i Leà hoe: –Efa novalian’Andriamanitra soa aho satria efa nomeko hovadîn’ny vadiko ny ankizivaviko. Koa nataony hoe Jisakara ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 ka hoy i Lià: «Nomen’Andriamanitra ny karamako aho tamin’ny nanomezako ny ankizivaviko ho an’ny vadiko.» Dia nataony hoe Isakara ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary hoy Lea: Efa nomen’Andriamanitra ny karamako, satria nomeko hovadin’ny vadiko ny ankizivaviko; dia nataony hoe Isakara ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary hoy Lea: Efa nomen'Andriamanitra ny karamako, satria nomeko hovadin'ny vadiko ny ankizivaviko; dia nataony hoe Isakara ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Dia hoy i Lea: Efa nomen’Andriamanitra ny karamako, satria nomeko hovadin’ny vadiko ny mpanompovaviko. Dia nataony hoe Isakara ny anarany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 30:18
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary nohenoin’Andriamanitra ny vavak’i Leà, ka bevohòka izy ary niteraka zazalahy fahadimy tamin’i Jakôba.


Ary mbola bevohòka indray i Leà ka niteraka zazalahy fahenina tamin’i Jakôba.


i Reobena no lahimatoan’i Jakôba tamin’i Leà, avy eo dia i Simehôna, i Levỳ, i Joda, i Jisakara ary i Zebolòna.


I Jisakara sy ireo zanany lahy, dia i Tôlà sy i Povà ary i Jasoba sy i Simrôna.


Tamin’ny antsasa-pokon’i Manase, dia nisy 18 000 lahy izay notsongaina anarana mba handeha hampanjaka an’i Davida.


Ny amin’ny taranak’i Zebolòna sy i Jisakara, dia hoy i Mosesy hoe: «Mifalia, ry fokon’i Zebolòna, amin’ny varotra ataonao; mifalia, ry fokon’i Jisakara, ao an-dainao.


Avy tamin’ny fokon’i Simehôna: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Levỳ: 12 000. Avy tamin’ny fokon’i Jisakara: 12 000.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra