Genesisy 30:17 - DIEM PROTESTANTA17 Ary nohenoin’Andriamanitra ny vavak’i Leà, ka bevohòka izy ary niteraka zazalahy fahadimy tamin’i Jakôba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Ary Andriamanitra nihaino an’i Lea ka nanana anaka izy ka niteraka zazalahy fahadimy tamin’i Jakoba. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Ary nohenoin’Andriamanitra ny vavak’i Leà, ka bevohòka izy ary niteraka zazalahy fahadimy tamin’i Jakôba. Jereo ny tokoBaiboly Katolika17 Ary nihaino an’i Lià Andriamanitra ka nanana anaka izy, dia nitera-dahy fanindiminy tamin’i Jakôba; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Ary Andriamanitra nihaino an’i Lea, dia nanan-anaka izy ka niteraka zazalahy fahadiminy tamin’i Jakoba. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Ary Andriamanitra nihaino an'i Lea, dia nanan'anaka izy ka niteraka zazalahy fahadiminy tamin'i Jakoba. Jereo ny toko |