Genesisy 30:19 - DIEM PROTESTANTA19 Ary mbola bevohòka indray i Leà ka niteraka zazalahy fahenina tamin’i Jakôba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Dia nanana anaka indray i Lea ka niteraka zazalahy fahenina tamin’i Jakoba. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Ary mbola bevohòka indray i Leà ka niteraka zazalahy fahenina tamin’i Jakôba. Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 Mbola nanana anaka koa i Lià sy nitera-dahy fanineniny tamin’i Jakôba, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Dia nanan-anaka indray Lea ka niteraka zazalahy faheniny tamin’i Jakoba. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Dia nanan'anaka indray Lea ka niteraka zazalahy faheniny tamin'i Jakoba. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Dia nanana anaka indray i Lea ka niteraka zazalahy fahenina tamin’i Jakoba. Jereo ny toko |