Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 27:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Hoentinao any amin-drainao izany hohaniny ka hanomezany tsodrano anao alohan’ny hahafatesany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Hoentinao any amin’ny rainao hohaniny io mba hitsofany rano anao, dieny tsy mbola maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Hoentinao any amin-drainao izany hohaniny ka hanomezany tsodrano anao alohan’ny hahafatesany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 dia hoentinao ao amin-drainao izany dia hohaniny, mba hitsofany rano anao, alohan’ny hahafatesany.› »

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 ary dia ho entinao any amin’ny rainao hohaniny, mba hitsofany rano anao, dieny tsy mbola maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 ary dia ho entinao any amin'ny rainao hohaniny, mba hitsofany rano anao, dieny tsy mbola maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Hoentinao any amin’ny rainao hohaniny io mba hitsofany rano anao, dieny tsy mbola maty izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:10
3 Rohy Ifampitohizana  

Izao no vavaka nataony: –Ry TOMPO Andriamanitr’i Abrahama tompoko ô, mba ambino aho anio, ka manehoa fahasoavana amin’i Abrahama tompoko.


Fa hoy i Jakôba tamin’ny reniny: –I Hesao rahalahiko dia voloina, fa izaho kosa malama hoditra.


Mankanesa any amin’ny andian’ondry aman’osy, ka makà zanak’osy roa izay tsara, fa hanamboarako hanim-py araka ilay tian-drainao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra