Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 27:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Mankanesa any amin’ny andian’ondry aman’osy, ka makà zanak’osy roa izay tsara, fa hanamboarako hanim-py araka ilay tian-drainao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Mankanesa any amin’ny ondry aman’osy ka akao zanak’osy roa tsara aho hanamboarako sakafo matsiro ho an’ny rainao, araka ilay tiany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Mankanesa any amin’ny andian’ondry aman’osy, ka makà zanak’osy roa izay tsara, fa hanamboarako hanim-py araka ilay tian-drainao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 ‹Mandehana mankany amin’ny biby fiompy ka angalao zanak’osy roa izay tsara aho, hanaovako nahandro tsara ho an-drainao, araka ilay tiany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Mankanesa kely any amin’ny ondry aman-osy, ka analao zanak’osy roa tsara aho; dia hataoko hanim-py ho an’ny rainao araka ilay tiany izany;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Mankanesa kely any amin'ny ondry aman'osy, ka analao zanak'osy roa tsara aho; dia hataoko hanim-py ho an'ny rainao araka ilay tiany izany;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Mankanesa any amin’ny ondry aman’osy ka akao zanak’osy roa tsara aho hanamboarako sakafo matsiro ho an’ny rainao, araka ilay tiany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:9
6 Rohy Ifampitohizana  

Hoentinao any amin-drainao izany hohaniny ka hanomezany tsodrano anao alohan’ny hahafatesany.


Dia nandeha i Jakôba naka ireo zanak’osy ka nitondra azy tany amin-dreniny, dia nanamboaran-dreniny hanim-py araka ilay tian’i Itsehàka.


ka anamboaro hanim-py ho ahy araka ilay tiako, ary ento aty hohaniko. Avy eo dia hotsofiko rano ianao alohan’ny hahafatesako.


Koa ankehitriny, anaka, henoy tsara aho ary ataovy izay andidiako anao.


Ary hoy i Manôà tamin’ilay anjelin’ny TOMPO: –Mba mijanòna kely aloha ianao ambara-pamboatray zanak’osy ho anao.


Ary i Jisay naka boriky iray, mofo sy divay iray siny hoditra ary zanak’osy iray, ka nampitondrainy an’i Davida zanany ho an’i Saoly.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra