Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 27:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Fa hoy i Jakôba tamin’ny reniny: –I Hesao rahalahiko dia voloina, fa izaho kosa malama hoditra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Hoy anefa i Jakoba tamin’i Rebeka reniny: Indro, i Esao rahalahiko dia lehilahy voloina, nefa izaho kosa dia lehilahy malambo hoditra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Fa hoy i Jakôba tamin’ny reniny: –I Hesao rahalahiko dia voloina, fa izaho kosa malama hoditra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Ary hoy i Jakôba tamin-dRebekà reniny: «I Esao rahalahiko, lehilahy voloina, fa izaho malambo hoditra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Fa hoy Jakoba tamin-dRebeka reniny: Indro, Esao rahalahiko dia lehilahy voloina, fa izaho lehilahy malambo hoditra kosa;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Fa hoy Jakoba tamin-dRebeka reniny: Indro, Esao rahalahiko dia lehilahy voloina, fa izaho lehilahy malambo hoditra kosa;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Hoy anefa i Jakoba tamin’i Rebeka reniny: Indro, i Esao rahalahiko dia lehilahy voloina, nefa izaho kosa dia lehilahy malambo hoditra.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:11
3 Rohy Ifampitohizana  

Ilay teraka voalohany dia menamena, voloina toy ny lamba volom-biby ka natao hoe Hesao ny anarany.


Hoentinao any amin-drainao izany hohaniny ka hanomezany tsodrano anao alohan’ny hahafatesany.


Tsy fantatr’i Itsehàka i Jakôba, satria rakotra volo toy ny tanan’i Hesao rahalahiny ny sandriny. Kanefa talohan’ny hitsofany rano azy,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra