Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 25:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Nahatratra dimy amby fitopolo amby zato taona no nahaveloman’i Abrahama,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Dimy amby fitopolo amby zato taona ny andro niainan’i Abrahama.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Nahatratra dimy amby fitopolo amby zato taona no nahaveloman’i Abrahama,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Dimy amby fitopolo amby zato taona no andro niainan’i Abrahama,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary ny andro niainan’i Abrahama dia dimy amby fito-polo amby zato taona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary ny andro niainan'i Abrahama dia dimy amby fito-polo amby zato taona.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 25:7
6 Rohy Ifampitohizana  

Dia nandeha araka izay nolazain’ny TOMPO taminy i Abrama, ary niaraka taminy koa i Lôta. Tokony ho 75 taona i Abrama fony izy niala tany Haràna.


Efa nisy valopolo amby zato taona ny andron’i Itsehàka,


no niala aina izy ka maty; ary efa tratra antitra izy vao nakambana tamin’ny razany. I Hesao sy i Jakôba zanany no nandevina azy.


Niaina fito ambin’ny folo taona tany Ejipta i Jakôba, ka ny androm-piainany dia nahatratra fito amby efapolo amby zato taona.


Ka hoy i Jakôba hoe: –Efa telopolo amby zato taona izao no nivezivezeko toy ny mpivahiny. Fohy sady sarotra ny androm-piainako ka tsy nahatratra akory ny andron’ireo razako tamin’ny fotoana nivahiniany.


Maty i Jôsefa, rehefa feno 110 taona. Nohosorana zava-manitra ny fatiny; ary tao anaty vata vato no nametrahana azy tany Ejipta.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra