Genesisy 21:22 - DIEM PROTESTANTA22 Tamin’izany fotoana izany dia nankany amin’i Abrahama i Abimelèka, niaraka tamin’i Pikôla lehiben’ny tafiny, ka nanao taminy hoe: –Homba anao anie Andriamanitra amin’izay rehetra hataonao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Tamin’izany andro izany i Abimeleka sy i Pikola, komandin’ny miaramilany, dia niteny tamin’i Abrahama hoe: Omban’Andriamanitra ianao amin’izay rehetra ataonao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Tamin’izany fotoana izany dia nankany amin’i Abrahama i Abimelèka, niaraka tamin’i Pikôla lehiben’ny tafiny, ka nanao taminy hoe: –Homba anao anie Andriamanitra amin’izay rehetra hataonao. Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 Tamin’izany andro izany, i Abimeleka narahin’i Fikôla, filohan’ny tafiny, niteny tamin’i Abrahama hoe: «Omban’Andriamanitra ianao amin’izay rehetra ataonao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 ARY tamin’izany andro izany Abimeleka sy Pikola, komandin’ny miaramilany, dia niteny tamin’i Abrahama ka nanao hoe: Omban’Andriamanitra hianao amin’izay rehetra ataonao; Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ary tamin'izany andro izany Abimeleka sy Pikola, komandin'ny miaramilany, dia niteny tamin'i Abrahama ka nanao hoe: Omban'Andriamanitra ianao amin'izay rehetra ataonao; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Tamin’izany andro izany i Abimeleka sy i Pikola, komandin’ny miaramilany, dia niteny tamin’i Abrahama hoe: Omban’Andriamanitra ianao amin’izay rehetra ataonao. Jereo ny toko |
Izao, ry vahoaka Israely, no lazain’ny TOMPO aminao: Ny vokatry ny asan’ny Ejiptianina, ny tombom-barotry ny Etiôpianina sy ny an’ireo olona ranjanana avy any Seba dia handalo ao aminao avokoa, ka ho lasanao. Voafatotra ireny olona ireny no hanaraka anao ary hiankohoka handady eo anatrehanao sady hivavabavaka hifona aminao hoe: «Ato aminao tokoa tokoa Andriamanitra; ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izy irery.»