Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 21:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Nampalahelo an’i Abrahama loatra izany teny izany, satria zanany koa i Jismahela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Nahatezitra be an’i Abrahama anefa izany teny izany noho ny amin’ny zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Nampalahelo an’i Abrahama loatra izany teny izany, satria zanany koa i Jismahela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Nampalahelo mafy an’i Abrahama izany teny izany, noho ny amin’ny zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Fa ratsy teo imason’i Abrahama indrindra izany teny izany noho ny amin’ny zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Fa ratsy teo imason'i Abrahama indrindra izany teny izany noho ny amin'ny zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Nahatezitra be an’i Abrahama anefa izany teny izany noho ny amin’ny zanany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 21:11
6 Rohy Ifampitohizana  

Koa hoy i Abrahama tamin’Andriamanitra: –Enga anie i Jismahela no ho velona eo anatrehanao!


Nefa hoy Andriamanitra tamin’i Abrahama: –Aza malahelo ny amin’ny zazalahy sy ny mpanompovavinao, fa ekeo izay rehetra nolazain’i Sarà taminao; amin’ny alalan’i Itsehàka manko no hisian’ny taranaka hitondra ny anaranao.


Izay tia ny rainy na ny reniny mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy mendrika Ahy; ary izay tia ny zanany lahy na ny zanany vavy mihoatra noho ny fitiavany Ahy dia tsy mendrika Ahy.


Rehefa faizina isika, dia heverintsika ho zavatra mampahory fa tsy mahafaly izany eo no ho eo; fa atỳ aoriana, ny olona tinaiza tamin’izany famaizana izany vao mahita ny voka-tsoany: dia fiadanana vokatry ny fitondrantena mahitsy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra