Genesisy 14:15 - DIEM PROTESTANTA15 Natsitokotokon’i Abrama ireo mpanompony mba hanafihana azy amin’ny alina. Dia resiny ireo mpanjaka, ka nenjehiny hatrany Hôbà, any avaratr’i Damasy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Dia nifampizara ho antokotokony izy sy ireo mpanompony nony alina ka namely azy ireo ary nanenjika azy hatrany Hoba, izay any avaratr’i Damaskosy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Natsitokotokon’i Abrama ireo mpanompony mba hanafihana azy amin’ny alina. Dia resiny ireo mpanjaka, ka nenjehiny hatrany Hôbà, any avaratr’i Damasy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Natokotokony ny olona nentiny mba hanao sovokalina izy sy ireto mpanompony, ka nandresy sy nanenjika an-dry zareo hatrany Hôba, ao ankavian’i Damasy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Dia nitokotoko hamely azy nony alina izy sy ny andevolahiny; dia namely azy izy ka nanenjika azy hatrany Hoba, izay ao avaratr’i Damaskosy. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Dia nitokotoko hamely azy nony alina izy sy ny andevolahiny; dia namely azy izy ka nanenjika azy hatrany Hoba, izay ao avaratr'i Damaskosy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Dia nifampizara ho antokotokony izy sy ireo mpanompony nony alina ka namely azy ireo ary nanenjika azy hatrany Hoba, izay any avaratr’i Damaskosy. Jereo ny toko |
Dia nalain’i Asà ny volafotsy sy ny volamena rehetra sisa tamin’ny raki-tsoa tao an-tranon’ny TOMPO sy tao an-dapan’ny mpanjaka, ka natolony teo an-tanan’ny solotenany; ary nampanateriny tany amin’i Bena-Hadada zanakalahin’i Tabrimôna sy zafikelin’i Heziôna izany, dia i Bena-Hadada mpanjakan’i Siria izay nonina tao Damasy sady nombany hafatra hoe: