Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 14:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Tafaveriny avokoa ny harena rehetra nobaboina sy i Lôta zana-drahalahiny mbamin’ny fananany ary ireo vehivavy mbamin’ny olon-kafa rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Voaveriny ny fananana rehetra, ary i Lota havany sy ny fananany dia nampodiny koa niaraka tamin’ny vehivavy sy ny vahoaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Tafaveriny avokoa ny harena rehetra nobaboina sy i Lôta zana-drahalahiny mbamin’ny fananany ary ireo vehivavy mbamin’ny olon-kafa rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Nentiny nody daholo ny fananana; azony koa i Lôta rahalahiny, mbamin’ny fananany, sy ny vehivavy ary ny olona rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary nampody ny fananana rehetra izy, ary Lota rahalahiny sy ny fananany dia nampodiny koa mbamin’ny vehivavy sy ny vahoaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary nampody ny fananana rehetra izy, ary Lota rahalahiny sy ny fananany dia nampodiny koa mbamin'ny vehivavy sy ny vahoaka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Voaveriny ny fananana rehetra, ary i Lota havany sy ny fananany dia nampodiny koa niaraka tamin’ny vehivavy sy ny vahoaka.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 14:16
7 Rohy Ifampitohizana  

Hataoko firenena lehibe ianao; hitahy anao Aho ka hampahalaza ny anaranao. Hanjary fitahiana ho an’ny hafa ianao.


Nony ren’i Abrama fa babo ny zana-drahalahiny, dia novoriny ireo valo ambin’ny folo sy telonjato lahy mpomba azy avy tao amin’ny fianakaviany; ka nanenjika ny fahavalo hatrany Dana izy.


Dia niainga i Jôsefa handevina ny rainy; niaraka taminy ireo olona ambony tao an-dapan’ny Farao sy ny loholona rehetra tao Ejipta,


Tsy Izaho ve no nampipoitra ilay Mpanafaka avy any atsinanana any, ka niantso azy hanainga ny diany, sy nampilavo lefona ny firenena teo anatrehany ary nampilefitra ireo mpanjaka? Nataon’ny sabany lasa vovoka ireny ary naelin’ny zana-tsipîkany toy ny akofa entin’ny rivotra.


Ary nanontany tamin’ny TOMPO i Davida hoe: –Raha henjehiko ve ireny tontakely ireny, dia mety ho azoko? Ka hoy ny navalin’ny TOMPO azy: –Enjeho izy ireo fa ho azonao, ary dia hoafahanao ireo babo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra