Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 12:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Nony tonga tany Ejipta i Abrama, dia hitan’ireo Ejiptianina fa tena tsara tarehy tokoa ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Rehefa tonga tany Ejipta i Abrama dia hitan’ny Ejiptiana fa tsara tarehy tokoa Ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Nony tonga tany Ejipta i Abrama, dia hitan’ireo Ejiptianina fa tena tsara tarehy tokoa ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Nony tonga tany Ejipta i Abrama, dia hitan’ny Ejiptianina fa tsara tarehy tokoa ny vadiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary rehefa tonga tany Egypta Abrama, dia hitan’ny Egyptiana fa tsara tarehy indrindra ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary rehefa tonga tany Egypta Abrama, dia hitan'ny Egyptiana fa tsara tarehy indrindra ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Rehefa tonga tany Ejipta i Abrama dia hitan’ny Ejiptiana fa tsara tarehy tokoa Ravehivavy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 12:14
7 Rohy Ifampitohizana  

Koa aoka holazainao amin’ireo fa anabaviko ianao mba horaisiny tsara aho noho ny aminao, ary hovelominy noho ny aminao!


Nahita azy ny manamboninahitry ny Farao ka lasa nidera azy tany amin’ny Farao; koa nampanalaina ho any an-dapan’ny Farao ilay ramatoa.


I Leà dia malefa-pijery, fa i Rahely kosa tsara tarehy sady bikàna.


Ary hitan-dravehivavy fa maha te hihinana ny voan’ilay hazo sady mahasarika ny maso no mampitsiriritra hahazoana fahiratan-tsaina. Dia nitoazany ny voany ka nohaniny; ary nomeny koa ny vadiny izay niaraka taminy ka nihinana.


Taorian’ireo zava-niseho ireo, dia nangata-maso tamin’i Jôsefa ny vadin’ny tompony, ka nanao taminy hoe: –Avia handry amiko!


dia hitan’ireo zanakalahin’andriamanitra fa tsara tarehy ireny zazavavy ireny, ka nifidianany izay ho vadiny.


Izaho kosa milaza aminareo hoe: izay lehilahy mijery vehivavy vadin’olona ka mitsiriritra azy dia efa naka azy sahady tao am-pony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra