Genesisy 12:15 - DIEM PROTESTANTA15 Nahita azy ny manamboninahitry ny Farao ka lasa nidera azy tany amin’ny Farao; koa nampanalaina ho any an-dapan’ny Farao ilay ramatoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Nahita azy koa ireo tandapan’i Farao ka nidera azy tamin’i Farao; dia noentina tao an-tranon’i Farao izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Nahita azy ny manamboninahitry ny Farao ka lasa nidera azy tany amin’ny Farao; koa nampanalaina ho any an-dapan’ny Farao ilay ramatoa. Jereo ny tokoBaiboly Katolika15 Nony nahita azy ny lehibe ao amin’i Faraôna dia nataony laza masaka tamin’i Faraôna izy: ary nalaina ho ao an-dapan’i Faraôna ravehivavy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary nahita azy ny tandapan’i Farao ka nidera azy tamin’i Farao; dia nentina tao an-tranon’i Farao izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary nahita azy ny tandapan'i Farao ka nidera azy tamin'i Farao; dia nentina tao an-tranon'i Farao izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache15 Nahita azy koa ireo tandapan’i Farao ka nidera azy tamin’i Farao; dia noentina tao an-tranon’i Farao izy. Jereo ny toko |
«Ry ilay taranak’olombelona, hirao ity hira fisaonana ny amin’ny Farao mpanjakan’i Ejipta ity ka ambarao aminy hoe: ‹Tahaka ny liona tanora ianao teo anivon’ireo firenena. Nefa toy ny fanano ao anaty ranobe koa ianao ka nikofokofoka teny amin’ny oninao; nakobankobanao tamin’ny tongotrao ny rano ka izany no nandotoanao ny fikorianany.