Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -

Genesisy 11:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Toy izao no lisitry ny taranak’i Sema. Efa feno zato taona i Sema raha niteraka an’i Arpaksada, roa taona taorian’ny safo-drano. Taorian’ny nahaterahan’i Arpaksada,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Ireto no taranak’i Sema: Zato taona i Sema raha niteraka an’i Arpaksada, roa taona taorianan’ny safodrano.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Toy izao no lisitry ny taranak’i Sema. Efa feno zato taona i Sema raha niteraka an’i Arpaksada, roa taona taorian’ny safo-drano. Taorian’ny nahaterahan’i Arpaksada,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Izao no taranak’i Sema: Efa zato taona i Sema, vao niteraka an’i Arfaksada, roa taona taorian’ny safodrano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 IZAO no taranak’i Sema: Rehefa zato taona Sema, dia niteraka an’i Arpaksada izy roa taona taorian’ny safo-drano.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Izao no taranak'i Sema: Rehefa zato taona Sema, dia niteraka an'i Arpaksada izy roa taona taorian'ny safo-drano.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Ireto no taranak’i Sema: Zato taona i Sema raha niteraka an’i Arpaksada, roa taona taorianan’ny safodrano.

Jereo ny toko dika mitovy

Genesisy 11:10
5 Rohy Ifampitohizana  

dia mbola velona dimanjato taona i Sema, ary niteraka zanakalahy sy zanakavavy hafa koa.

Ireto avy no taranak’i Tera, rain’i Abrama sy i Nahôra ary i Haràna. I Haràna dia niteraka an’i Lôta,

Araho izahay:

dokam-barotra

dokam-barotra