Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 10:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Ny zanakalahin’i Arama dia i Hotsa sy i Hola ary i Getera sy i Masa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Ny zanakalahin’i Arama dia i Oza, i Hola, i Getera ary i Masy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Ny zanakalahin’i Arama dia i Hotsa sy i Hola ary i Getera sy i Masa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Zanak’i Arama: i Osa, i Hola, i Getera, ary i Mesa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Ary ny zanakalahin’i Arama dia Oza sy Hola sy Gatera ary Masy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary ny zanakalahin'i Arama dia Oza sy Hola sy Gatera ary Masy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Ny zanakalahin’i Arama dia i Oza, i Hola, i Getera ary i Masy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 10:23
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Sema dia i Helama sy i Asora, i Arama sy i Arpaksada, i Loda sy i Arama, i Hotsa sy i Hola ary i Getera sy i Mesèka.


Nisy lehilahy iray nonina tany amin’ny tany Hotsa, ka nantsoina hoe Jôba. Tsy misy hokianina sady mahitsy ary nanaja an’Andriamanitra izany lehilahy izany ka nifady ny ratsy.


miaraka amin’ireo firenena madinika samihafa monina any Ejipta; –ireo mpanjaka rehetra amin’ny tany Hotsy; –ireo mpanjaka rehetra amin’ny tanin’ny Filistinina: dia ny tao Askelôna sy tao Gazà sy tao Hekrôna ary tao amin’ny faritra sisa eo Asdôda;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra