Genesisy 10:23 - Baiboly Katolika23 Zanak’i Arama: i Osa, i Hola, i Getera, ary i Mesa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Ny zanakalahin’i Arama dia i Oza, i Hola, i Getera ary i Masy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 Ny zanakalahin’i Arama dia i Hotsa sy i Hola ary i Getera sy i Masa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Ny zanakalahin’i Arama dia i Hotsa sy i Hola ary i Getera sy i Masa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Ary ny zanakalahin’i Arama dia Oza sy Hola sy Gatera ary Masy. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Ary ny zanakalahin'i Arama dia Oza sy Hola sy Gatera ary Masy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Ny zanakalahin’i Arama dia i Oza, i Hola, i Getera ary i Masy. Jereo ny toko |