Genesisy 10:22 - DIEM PROTESTANTA22 Ny zanakalahin’i Sema dia i Helama sy i Asora, i Arpaksàda sy i Loda ary i Arama. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Ny zanakalahin’i Sema dia i Elama, i Asira, i Arpaksada, i Loda ary i Arama. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Ny zanakalahin’i Sema dia i Helama sy i Asora, i Arpaksàda sy i Loda ary i Arama. Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 Zanak’i Sema: i Elama, i Asora, i Arfaksada, i Loda, ary i Arama. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Ny zanakalahin’i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpaksada sy Loda ary Arama. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Ny zanakalahin'i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpaksada sy Loda ary Arama. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Ny zanakalahin’i Sema dia i Elama, i Asira, i Arpaksada, i Loda ary i Arama. Jereo ny toko |
Hapetrako eo anivony ny mariky ny fahefàko. Ary ireo sisa velona tamin’ny fitsarako dia hirahiko ho any amin’ny vahoakan’i Tarsisy sy i Pola ary i Loda izay olona kinga amin’ny fandefasana zana-tsipîka, na hirahiko ho any Tobala sy i Javàna ary any amin’ireo nosy lavitra izay tsy mbola nandre ny lazako sady tsy mbola nahita ny voninahitro. Dia hotorîn’ireo irako any amin’ny hafa firenena ny voninahitro.
«Any koa no tafangona ny tafika helamita manontolo sady voahodidin’ny fasany; samy voatrabaka sy maty an’ady avokoa izy rehetra. Ireo tsy voafora ireo, izay nampihorohoro taloha teny amin’ny tanin’ny velona, dia naidina any ambanin’ny tany. Izao izy rakotry ny henatra miaraka amin’ireo efa tafidina any.