Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 10:14 - DIEM PROTESTANTA

14 ary tao Patrosy mbamin’ireo Kaslohita sy Kaftôrita izay niavian’ny Filistinina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 ny Patrosita, ny Kaslohita izay niavian’ny Filistina ary ny Kaftorita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 ary tao Patrosy mbamin’ireo Kaslohita sy Kaftôrita izay niavian’ny Filistinina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 ny Fetrôsima, ny Kasloima, izay iavian’ny Filistinina ary ny Kaftorima.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 sy ny Patrosita sy ny Kaslohita (izay nihavian’ny Filistina) ary ny Kaftorita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 sy ny Patrosita sy ny Kaslohita izay nihavian'ny Filistina ary ny Kaftorita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 ny Patrosita, ny Kaslohita izay niavian’ny Filistina ary ny Kaftorita.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 10:14
6 Rohy Ifampitohizana  

ny Patrôsita sy ny Kaslohita ary ny Kaftôrita; ka ny Kaftôrita no niavian’ny Filistinina.


Amin’izany andro izany ny Tompo dia haninjitra ny tanany indray mba hanavotra izay sisa velona amin’ny vahoakany, dia izay sisa velona avy any Asiria, avy any Ejipta ambany sy ambony ary avy any Etiôpia, avy any Helama sy Babilônia ary avy any Hamata na avy amin’ireo tany amoron-dranomasina.


Nisy hafatra tonga tamin’i Jeremià ho an’ny Jodeanina rehetra izay nonina tany Ejipta tao an-tanànan’i Migdôla sy i Tahapanehesa sy i Memfisa ary tao amin’ny faritanin’i Patrôsa. Ka hoy i Jeremià taminy:


Tonga ny andro fandravana ny Filistinina rehetra, hany ka tsy misy olona sisa tavela intsony mba hanampy an’i Tiro sy i Sidôna. Ravan’ny TOMPO tokoa ny Filistinina, dia ireo sisa velona avy any amin’ny nosy Kaftôra.


Izao no teny hentitry ny TOMPO: «Amiko ve ianareo, ry taranak’i Israely, tsy tahaka ny taranaka etiôpianina ihany? Moa tsy nampiakariko avy tany Ejipta ve ianareo, tahaka ny nampiakarako ny Filistinina avy tany Kaftôra sy nampiakarako ny Sirianina avy tany Kira?»


Ny amin’ny Havita izay nonina tamin’ireo tanàna mipaka hatrany Gazà kosa, dia ny Kaftôrita avy tany Kaftôra no nandringana azy ka nonina nisolo azy.)


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra