Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 7:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Nihady lava-drano manodidina an’i Neily ny Ejiptianina satria tsy azony nosotroina ny rano tamin’ny ony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Dia nihady rano hosotroiny teny amoron’i Neily teny ny Ejiptiana rehetra fa tsy azony nisotroana ny rano tao Neily.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Nihady lava-drano manodidina an’i Neily ny Ejiptianina satria tsy azony nosotroina ny rano tamin’ny ony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Ary ny Ejiptianina rehetra nihady lavaka teny akaikin’ny ony hahitany rano azo nosotroina, fa tsy azony nosotroina ny rano tamin’ny ony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Dia nihady rano hosotroiny teo amoron’i Neily ny Egyptiana rehetra; fa tsy azony nisotroana ny rano tao Neily.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Dia nihady rano hosotroiny teo amoron'i Neily ny Egyptiana rehetra; fa tsy azony nisotroana ny rano tao Neily.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Dia nihady rano hosotroiny teny amoron’i Neily teny ny Ejiptiana rehetra fa tsy azony nisotroana ny rano tao Neily.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 7:24
3 Rohy Ifampitohizana  

Ho faty ny trondro ka ho maimbo ny ony, dia tsy ho azon’ny Ejiptianina sotroina intsony ny rano ao.»


Lasa nody ny Farao, dia nankao an-tranony fa tsy nahoany akory io raharaha io.


Ary fito andro izay no lasa taorian’ny namelezan’ny TOMPO ny ony Neily.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra