Eksodosy 40:37 - DIEM PROTESTANTA37 Raha tsy nihetsika ny rahona, dia tsy nifindra ry zareo fa niandry ny andro hiakaran’ny rahona indray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Fa raha tsy niakatra kosa ny rahona dia tsy niainga izy, mandra-piavin’izay andro hiakarany indray. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Raha tsy nihetsika ny rahona, dia tsy nifindra ry zareo fa niandry ny andro hiakaran’ny rahona indray. Jereo ny tokoBaiboly Katolika37 fa tsy niainga kosa izy ireo raha tsy niakatra ny rahona, mandra-pahatongan’ny andro niakaran’ny rahona indray. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 fa raha tsy niakatra ny rahona, dia tsy nifindra izy, mandra-piavin’izay andro hiakarany. Jereo ny tokoMalagasy Bible37 fa raha tsy niakatra ny rahona, dia tsy nifindra izy, mandra-pihavin'izay andro hiakarany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache37 Fa raha tsy niakatra kosa ny rahona dia tsy niainga izy, mandra-piavin’izay andro hiakarany indray. Jereo ny toko |