Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:34 - DIEM PROTESTANTA

34 –ny sarona vita amin’ny hoditr’ondry miloko mena, ny sarona vita amin’ny hoditra mafy sy ny efitra lamba fanasarahana;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 ny rakotra hoditr’ondrilahy efa voaloko mena, ny sarona hoditra trozona, ny efitra lamba fanakonana,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 –ny sarona vita amin’ny hoditr’ondry miloko mena, ny sarona vita amin’ny hoditra mafy sy ny efitra lamba fanasarahana;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 ny firakotra hoditr’ondralahy misoka mena, ny firakotra hodi-dogaona, ny efitra lamba fisarahana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 ary ny firakotra hoditr’ondrilahy efa nomenaina sy ny sarona hodi-takasy, ary ny efitra lamba fanakonana,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 ary ny firakotra hoditr'ondrilahy efa nomenaina sy ny sarona hodi-takasy, ary ny efitra lamba fanakonana,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 ny rakotra hoditr’ondrilahy efa voaloko mena, ny sarona hoditra trozona, ny efitra lamba fanakonana,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:34
4 Rohy Ifampitohizana  

hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza,


Mba hiarovana ny lay faharoa, dia hoditr’ondrilahy miloko mena sy sarona vita amin’ny hoditra mafy no harakotra eo amboniny.


Nentin’ny Israelita tany amin’i Mosesy avokoa ny zavatra momba ny fonena-masina, dia: –ny tranolay sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy toy ny farango, ny hazo fisaka, ny barany, ny andry ary ny faladiany;


–ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana, miaraka amin’ny baony sy ny sarony;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra