Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:33 - DIEM PROTESTANTA

33 Nentin’ny Israelita tany amin’i Mosesy avokoa ny zavatra momba ny fonena-masina, dia: –ny tranolay sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy toy ny farango, ny hazo fisaka, ny barany, ny andry ary ny faladiany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Dia noentiny teo amin’i Mosesy ny tabernakely, dia ny tranolay sy ny fanaka rehetra momba azy, ny farangony sy ny hazofisaka ary ny barany, ny andriny, ny faladiany,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Nentin’ny Israelita tany amin’i Mosesy avokoa ny zavatra momba ny fonena-masina, dia: –ny tranolay sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy toy ny farango, ny hazo fisaka, ny barany, ny andry ary ny faladiany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

33 Natolotra an’i Môizy ny Fonenana, ny trano lay mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ny jaigrafiny, ny hazo fisany, ny barany; ny andriny, ny faladiany;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Dia nentiny teo amin’i Mosesy ny tabernakely; dia ny lay sy ny fanaka rehetra nomba azy, ary ny farangony sy ny zanakazony ary ny barany sy ny andriny ary ny faladiany,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Dia nentiny teo amin'i Mosesy ny tabernakely; dia ny lay sy ny fanaka rehetra nomba azy, ary ny farangony sy ny zana-kazony ary ny barany sy ny andriny ary ny faladiany,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

33 Dia noentiny teo amin’i Mosesy ny tabernakely, dia ny tranolay sy ny fanaka rehetra momba azy, ny farangony sy ny hazofisaka ary ny barany, ny andriny, ny faladiany,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:33
7 Rohy Ifampitohizana  

Farango volamena dimampolo no hamboarina mba hanakambanana ny vitrana roa, dia hatambatra ho iray ihany ny fonena-masina manontolo.


Vita ny asa rehetra momba ny fonena-masina na Tranolay fihaonana. Araka izay rehetra nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy no nanatanterahan’ny Israelita izany.


–ny sarona vita amin’ny hoditr’ondry miloko mena, ny sarona vita amin’ny hoditra mafy sy ny efitra lamba fanasarahana;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra