Eksodosy 39:33 - Baiboly Katolika33 Natolotra an’i Môizy ny Fonenana, ny trano lay mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ny jaigrafiny, ny hazo fisany, ny barany; ny andriny, ny faladiany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201133 Dia noentiny teo amin’i Mosesy ny tabernakely, dia ny tranolay sy ny fanaka rehetra momba azy, ny farangony sy ny hazofisaka ary ny barany, ny andriny, ny faladiany, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA33 Nentin’ny Israelita tany amin’i Mosesy avokoa ny zavatra momba ny fonena-masina, dia: –ny tranolay sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy toy ny farango, ny hazo fisaka, ny barany, ny andry ary ny faladiany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 Nentin’ny Israelita tany amin’i Mosesy avokoa ny zavatra momba ny fonena-masina, dia: –ny tranolay sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy toy ny farango, ny hazo fisaka, ny barany, ny andry ary ny faladiany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy33 Dia nentiny teo amin’i Mosesy ny tabernakely; dia ny lay sy ny fanaka rehetra nomba azy, ary ny farangony sy ny zanakazony ary ny barany sy ny andriny ary ny faladiany, Jereo ny tokoMalagasy Bible33 Dia nentiny teo amin'i Mosesy ny tabernakely; dia ny lay sy ny fanaka rehetra nomba azy, ary ny farangony sy ny zana-kazony ary ny barany sy ny andriny ary ny faladiany, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache33 Dia noentiny teo amin’i Mosesy ny tabernakely, dia ny tranolay sy ny fanaka rehetra momba azy, ny farangony sy ny hazofisaka ary ny barany, ny andriny, ny faladiany, Jereo ny toko |