Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:35 - DIEM PROTESTANTA

35 –ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana, miaraka amin’ny baony sy ny sarony;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 ny vatan’ny Vavolombelona sy ny baony ary ny rakotra fanaovam-panavotana,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 –ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana, miaraka amin’ny baony sy ny sarony;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

35 ny fiaran’ny vavolombelona mbamin’ny baony sy ny fanaovam-panavotana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 ary ny fiaran’ny Vavolombelona sy ny baony ary ny rakotra fanaovam-panavotana,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 ary ny fiaran'ny Vavolombelona sy ny baony ary ny rakotra fanaovam-panavotana,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

35 ny vatan’ny Vavolombelona sy ny baony ary ny rakotra fanaovam-panavotana,

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:35
5 Rohy Ifampitohizana  

«Hanaovana sarony volamena madio ilay Vatamasina, ka io sarony io dia hirefy 125 santimetatra ny lavany ary 75 santimetatra ny sakany.


–ny sarona vita amin’ny hoditr’ondry miloko mena, ny sarona vita amin’ny hoditra mafy sy ny efitra lamba fanasarahana;


–ny latabatra voatokana sy ny baony ary ny fitaovana rehetra miaraka aminy mbamin’ny mofo fanolotra ho an’Andriamanitra;


Teo ambonin’io vata io dia nisy sarina kerobima mamirapiratra izay nanaloka ny toerana fanaovana sorom-panonerana. Tsy ary voalaza amin’ny antsipiriany etoana ny zavatra rehetra!


Ahariharin’ny Fanahy Masina amin’izany fa mbola naseho ny lalana mankany amin’ny Toeramasina Indrindra, raha mbola ao koa ilay tranolay voalohany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra