Eksodosy 39:36 - DIEM PROTESTANTA36 –ny latabatra voatokana sy ny baony ary ny fitaovana rehetra miaraka aminy mbamin’ny mofo fanolotra ho an’Andriamanitra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201136 ny latabatra sy ny fanaka rehetra momba azy ary ny mofo atao fanatitra, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 –ny latabatra voatokana sy ny baony ary ny fitaovana rehetra miaraka aminy mbamin’ny mofo fanolotra ho an’Andriamanitra; Jereo ny tokoBaiboly Katolika36 ny latabatra sy ny fanaka momba azy, mbamin’ny mofo halahatra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy36 ary ny latabatra sy ny fanaka rehetra momba azy ary ny mofo aseho, Jereo ny tokoMalagasy Bible36 ary ny latabatra sy ny fanaka rehetra momba azy ary ny mofo aseho, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache36 ny latabatra sy ny fanaka rehetra momba azy ary ny mofo atao fanatitra, Jereo ny toko |