Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 39:31 - DIEM PROTESTANTA

31 Dia nafatotra tamin’ny tady volon’ondry miloko volomparasy teo ambonin’ny satroka fehiloha izany, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Dia nasiany kofehy manga hamehezana azy amin’ny fehiloha eo ambony, dia araka izay efa nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Dia nafatotra tamin’ny tady volon’ondry miloko volomparasy teo ambonin’ny satroka fehiloha izany, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

31 Ribà jaky volomparasy no namehezana azy hametrahana azy amin’ny hamama avy ao ambony, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Ary nasiany kofehy manga hamehezany azy amin’ny hamama eo ambony, dia araka izay efa nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Ary nasiany kofehy manga hamehezany azy amin'ny hamama eo ambony, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Dia nasiany kofehy manga hamehezana azy amin’ny fehiloha eo ambony, dia araka izay efa nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 39:31
5 Rohy Ifampitohizana  

«Hisy takela-bolamena madio iray hamboarina, ka hatao miendrika voninkazo ary eo amboniny hasiana soratra voasokitra toy ny amin’ny tombokase hoe: ‹Voatokana ho an’ny TOMPO›.


Ireo fanamiana izay hataony dia ny saron-tratra, ny efôda, ny akanjo lava ivelany, ny akanjo vita peta-kofehy, ny satroka fehiloha ary ny fehikibo. Hanaovan’i Aharôna rahalahinao sy ny taranany ireo rehefa manao fisoronana amiko izy.


Namboarina koa ny famantarana ny maha voatokana, dia firavaka volamena madio miendrika voninkazo ary teo amboniny nasiana soratra voasokitra toy ny amin’ny tombokase hoe: «Voatokana ho an’ny TOMPO.»


Vita ny asa rehetra momba ny fonena-masina na Tranolay fihaonana. Araka izay rehetra nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy no nanatanterahan’ny Israelita izany.


Nanao araka izay nandidian’ny TOMPO azy i Mosesy ka tafangona teo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana ny Israelita;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra