Eksodosy 39:31 - Baiboly Katolika31 Ribà jaky volomparasy no namehezana azy hametrahana azy amin’ny hamama avy ao ambony, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Dia nasiany kofehy manga hamehezana azy amin’ny fehiloha eo ambony, dia araka izay efa nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Dia nafatotra tamin’ny tady volon’ondry miloko volomparasy teo ambonin’ny satroka fehiloha izany, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Dia nafatotra tamin’ny tady volon’ondry miloko volomparasy teo ambonin’ny satroka fehiloha izany, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary nasiany kofehy manga hamehezany azy amin’ny hamama eo ambony, dia araka izay efa nandidian’i Jehovah an’i Mosesy. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary nasiany kofehy manga hamehezany azy amin'ny hamama eo ambony, dia araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache31 Dia nasiany kofehy manga hamehezana azy amin’ny fehiloha eo ambony, dia araka izay efa nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy. Jereo ny toko |