Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 38:6 - DIEM PROTESTANTA

6 Namboarina tamin’ny hazo mimôzà ireo bao roa ireo, dia norakofana takelaka halimo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Nanao ny bao tamin’ny hazo akasia izy ka nopetahany takelaka varahina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 Namboarina tamin’ny hazo mimôzà ireo bao roa ireo, dia norakofana takelaka halimo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Hazo akasià nopetahany varahina, no nanaovany ny bao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary nanao ny bao tamin’ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-barahina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary nanao ny bao tamin'ny hazo akasia izy, ka nopetahany takela-barahina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Nanao ny bao tamin’ny hazo akasia izy ka nopetahany takelaka varahina.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 38:6
5 Rohy Ifampitohizana  

hoditr’ondry miloko mena, hoditra mafy, hazo mimôza,


solika hampiasaina amin’ny fitoeran-jiro, ilomanitra hafangaro amin’ny ilomasina fanokanana sy amin’ny vovo-javamanitra hodorana,


Natao ny haba halimo efatra ka napetaka teo amin’ny zoro efatry ny makarakara halimo mba hitsofohan’ny bao.


ary natsofoka tao anatin’ny haba izay manatrika ny lafiny roa amin’ny alitara mba hilanjana ny makarakara. Hazo fisaka no nandrafetana ny alitara, ka natao holoka aty izany.


Dia nanao vata tamin’ny hazo akasia aho sy nanamboatra takela-bato anankiroa tahaka ny teo, ary niakatra tao an-tendrombohitra ka nitondra ny takela-bato anankiroa teny an-tanako.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra