Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 38:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Natao ny haba halimo efatra ka napetaka teo amin’ny zoro efatry ny makarakara halimo mba hitsofohan’ny bao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Dia nandrendrika mason-drojo volamena efatra hatao eo an-jorony efatra amin’ny makarakara varahina izy ho fitoeran’ny bao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Natao ny haba halimo efatra ka napetaka teo amin’ny zoro efatry ny makarakara halimo mba hitsofohan’ny bao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Nandrendrika masom-bola efatra izy ho eo amin’ny zorony efatra amin’ny karakara varahina, hitsofohan’ny bao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary nandrendrika vava vola efatra hatao eo an-jorony efatra amin’ny makarakara varahina izy ho fitoeran’ny bao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary nandrendrika vava vola efatra hatao eo an-jorony efatra amin'ny makarakara varahina izy ho fitoeran'ny bao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Dia nandrendrika mason-drojo volamena efatra hatao eo an-jorony efatra amin’ny makarakara varahina izy ho fitoeran’ny bao.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 38:5
4 Rohy Ifampitohizana  

Hatao eo akaikin’ny fehivavany ny haba ka hampidirana bao mba hitondrana ny latabatra.


Hisy makarakara halimo miendrika harato hamboarina; ary haba halimo iray no hapetaka isaky ny zorony.


Namboarina ny makarakara halimo miendrika harato, ka napetraka teo akaikin’ny fisasahan’ny aty alitara, teo ambanin’ny fehivavany.


Namboarina tamin’ny hazo mimôzà ireo bao roa ireo, dia norakofana takelaka halimo,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra