Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 38:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Namboarina ny makarakara halimo miendrika harato, ka napetraka teo akaikin’ny fisasahan’ny aty alitara, teo ambanin’ny fehivavany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Nanao makarakara varahina tahaka ny harato ho eo amin’ny alitara izy, eo ambanin’ny alitara hatreo amin’ny fisasahany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Namboarina ny makarakara halimo miendrika harato, ka napetraka teo akaikin’ny fisasahan’ny aty alitara, teo ambanin’ny fehivavany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Nanaovany karakara varahina ny ôtely, nataony toy ny harato, dia napetrany teo ambanin’ny koronosin’ny ôtely, avy eo ambany ka hatreo amin’ny fisasahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary nanao makarakara varahina tahaka ny harato ho eo amin’ny alitara izy, dia eo ambanin’ny sikiny, hatreo am-bodin’ny alitara ka hatreo amin’ny fisasahany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary nanao makarakara vara­hina tahaka ny harato ho eo amin'ny alitara izy, dia eo ambanin'ny sikiny, hatreo ambodin'ny alitara ka hatreo amin'ny fisasahany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Nanao makarakara varahina tahaka ny harato ho eo amin’ny alitara izy, eo ambanin’ny alitara hatreo amin’ny fisasahany izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 38:4
4 Rohy Ifampitohizana  

Hisy makarakara halimo miendrika harato hamboarina; ary haba halimo iray no hapetaka isaky ny zorony.


Hapetraka eo akaikin’ny fisasahan’ny aty alitara io makarakara io, eo ambanin’ny fehivavany.


Halimo koa no nanaovana ny fanaka rehetra momba ny alitara: dia ny tavy fasiana lavenon-jabora, ny sotrobe fangaronana afo, ny tsatokaty famafazana, ny fitrebi-kena ary ny fitondrana afo.


Natao ny haba halimo efatra ka napetaka teo amin’ny zoro efatry ny makarakara halimo mba hitsofohan’ny bao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra