Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 38:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Ny temitra rehetra manodidina ny kianja dia samy vita tamin’ny kiran-drongony mafy avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Nataony tamin’ny lamba rongony fotsy madinika voatenona avokoa ny fefy lamban’ny kianja manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Ny temitra rehetra manodidina ny kianja dia samy vita tamin’ny kiran-drongony mafy avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Rongony madinika mihasina avokoa ny lamba rehetra namefy ny kianja;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary nataony rongony fotsy madinika voahasina avokoa ny fefy lamban’ny kianja manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary nataony rongony fotsy madinika voahasina avokoa ny fefy lamban'ny kianja manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Nataony tamin’ny lamba rongony fotsy madinika voatenona avokoa ny fefy lamban’ny kianja manodidina.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 38:16
2 Rohy Ifampitohizana  

Ny faladian’ny andry dia halimo, ny farango sy ny anjany dia volafotsy, ny lohan’ny andry dia norakofana takela-bolafotsy; ary ny andry rehetra dia natohin’ny anjaka volafotsy avokoa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra