Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 38:14 - DIEM PROTESTANTA

14-15 ka teo an-daniny roa amin’ny fidirana dia samy nisy temitra fito metatra sy sasany ny halavany, niaraka tamin’ny andry telo sy faladiany telo avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 ka nisy fefy lamba dimy amby folo hakiho tamin’ny ilany iray, telo ny andriny ary telo ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14-15 ka teo an-daniny roa amin’ny fidirana dia samy nisy temitra fito metatra sy sasany ny halavany, niaraka tamin’ny andry telo sy faladiany telo avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Tamin’ny ilany iray, fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho, sy ny andry telo mbamin’ny faladiany telo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary nisy fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho tamin’ny ilany iray; telo ny tsangantsangany, ary telo ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary nisy fefy lamba dimy ambin'ny folo hakiho tamin'ny ilany iray; telo ny tsangantsangany, ary telo ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 ka nisy fefy lamba dimy amby folo hakiho tamin’ny ilany iray, telo ny andriny ary telo ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 38:14
3 Rohy Ifampitohizana  

ka eo an-daniny roa amin’ny fidirana dia samy hisy temitra fito metatra sy sasany ny halavany miaraka amin’ny andry telo sy faladiany telo avy.


Tamin’ny lafiny fidirana atsinanana dia 25 metatra koa ny velaran’ny kianja;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra