Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 38:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Tamin’ny lafiny fidirana atsinanana dia 25 metatra koa ny velaran’ny kianja;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ny lafiny atsinanana dia nataony dimampolo hakiho

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Tamin’ny lafiny fidirana atsinanana dia 25 metatra koa ny velaran’ny kianja;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Tamin’ny lafiny atsinanana anoloana, dimampolo hakiho koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary ny lafiny atsinanana nataony dimam-polo hakiho.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary ny lafiny atsinanana nataony dimam-polo hakiho.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Ny lafiny atsinanana dia nataony dimampolo hakiho

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 38:13
2 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny lafiny andrefana dia nivelatra 25 metatra ny temitra ary nahantona tamin’ny andry folo nisy faladia folo.


ka teo an-daniny roa amin’ny fidirana dia samy nisy temitra fito metatra sy sasany ny halavany, niaraka tamin’ny andry telo sy faladiany telo avy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra