Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 38:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Tamin’ny lafiny andrefana dia nivelatra 25 metatra ny temitra ary nahantona tamin’ny andry folo nisy faladia folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Tamin’ny lafiny andrefana dia nisy fefy lamba dimampolo hakiho ka folo ny andriny ary folo ny faladiany; volafotsy ny fihantonana amin’ny andriny sy ny farango hitohizany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Tamin’ny lafiny andrefana dia nivelatra 25 metatra ny temitra ary nahantona tamin’ny andry folo nisy faladia folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Tamin’ny lafiny andrefana, dimampolo hakiho ny fefy lamba, folo ny andriny ary folo ny faladiany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary tamin’ny lafiny andrefana nisy fefy lamba dimam-polo hakiho; folo ny tsangantsangany ary folo ny faladiany; ary volafotsy ny fihantonana amin’ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary tamin'ny lafiny andrefana nisy fefy lamba dimam-polo hakiho; folo ny tsangantsangany ary folo ny faladiany; ary volafotsy ny fihantonana amin'ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Tamin’ny lafiny andrefana dia nisy fefy lamba dimampolo hakiho ka folo ny andriny ary folo ny faladiany; volafotsy ny fihantonana amin’ny andriny sy ny farango hitohizany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 38:12
3 Rohy Ifampitohizana  

farango sy anjaka volafotsy no hanantonana azy eo amin’ny andry halimo roapolo, izay mitsatoka amin’ny faladia halimo roapolo.


Tahaka izany koa ny lafiny avaratra, ka nivelatra dimampolo metatra ny halavan’ny temitra ary nitovy tamin’ny teo ihany ny fanantonana azy.


Tamin’ny lafiny fidirana atsinanana dia 25 metatra koa ny velaran’ny kianja;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra