Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 38:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Tahaka izany koa ny lafiny avaratra, ka nivelatra dimampolo metatra ny halavan’ny temitra ary nitovy tamin’ny teo ihany ny fanantonana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Tamin’ny lafiny avaratra koa dia nisy fefy lamba zato hakiho ka roapolo ny andriny ary roapolo ny faladiany varahina; volafotsy ny fihantonany amin’ny andriny sy ny farango hitohizany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Tahaka izany koa ny lafiny avaratra, ka nivelatra dimampolo metatra ny halavan’ny temitra ary nitovy tamin’ny teo ihany ny fanantonana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Tamin’ny lafiny avaratra, zato hakiho ny fefy lamba, roapolo ny andriny, roapolo ny faladiany varahina; ary volafotsy ny faraingo amin’ny andriny sy ny anjaka hitohizany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Ary tamin’ny lafiny avaratra koa nisy zato hakiho sy ny tsangantsangany roa-polo ary ny faladiany varahina roa-polo; volafotsy ny fihantonany amin’ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Ary tamin'ny lafiny avaratra koa nisy zato hakiho sy ny tsangantsangany roa-polo ary ny faladiany varahina roa-polo; volafotsy ny fihantonany amin'ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Tamin’ny lafiny avaratra koa dia nisy fefy lamba zato hakiho ka roapolo ny andriny ary roapolo ny faladiany varahina; volafotsy ny fihantonany amin’ny andriny sy ny farango hitohizany.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 38:11
3 Rohy Ifampitohizana  

farango sy anjaka volafotsy no hanantonana azy eo amin’ny andry halimo roapolo, izay mitsatoka amin’ny faladia halimo roapolo.


farango sy ànjaka volafotsy no nanantonana azy teo amin’ny andry halimo roapolo, izay nitsatoka tamin’ny faladia halimo roapolo.


Tamin’ny lafiny andrefana dia nivelatra 25 metatra ny temitra ary nahantona tamin’ny andry folo nisy faladia folo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra